Title: Fandraisana
Author: WordPress.org
Published: 05 Janoary 2016

---

![](https://wordpress.org/files/2026/06/WCUS-2026.png)

WordCamp US 2026 is coming to Phoenix this August. [Get your tickets](https://us.wordcamp.org/2026/)

# 'Ndao hampiasa WordPress

Fitaovana Open Source, safidin'ny mpitantana tranonkala an-tapitrisa maro manerantany—
manomboka amin'ny mpanao blog kely indrindra ka hatramin'ny orinasa goavana indrindra.

![](https://wordpress.org/files/2024/04/brush.png)

![](https://wordpress.org/files/2025/12/wporg-69-design.png)

## **Bika sy endrika**

Manangàna tranonkala afaka volavolaina araka izay tianao amin’ny alalan’ireo [koja](https://wordpress.org/blocks/).
Miaingà hatramin’ny voalohany na misafidiana amin’ireo [bika](https://wordpress.org/themes/)
maro azo isafidianana. Amboary izay tianao – Tsy mila kaody.

![](https://wordpress.org/files/2025/12/wporg-69-build.png)

## **Manorena**

Hitanao eo no eo ny endriky ny tranonkalanao, mora ampiasaina sady miaraka amin'ny
fahafahana mitantana azy rehetra.

[Andramo ny fanamboarana Koja](https://wordpress.org/gutenberg/)

![](https://wordpress.org/files/2025/12/wporg-69-publish.png)

## **Hitaro**

Ataovy manao izay rehetra ilainao ny tranonkalanao. Afaka asianao tsena fivarotana,
filazam-baovao, na koa reseau social kely; ianao no mifehy ireo karazana [plugins](https://wordpress.org/plugins/)
tsy lany laniana.

## See what's new

WordPress 7.0 lets you make it your own: connect your preferred AI providers and
put them to work across your site. Drop in patterns that behave like a single block,
design a navigation overlay with full block freedom, and restore changes quickly
with visual revision history.

[Explore WordPress 7.0](https://wordpress.org/download/releases/7.0/)

![](https://wordpress.org/files/2026/05/wporg-70-new.png)

## Fitaovana tokana, nefa tsy lany laniana ny afaka atao aminy

Jereo anie ireto santionana tranonkala maro manerana an'izao tontolo izao, nofidiana
manokana ahitanao ireo karazana bika manintona, ireo teknolojia hafakely, ary ny
tanjaky ny WordPress.

![Sary famantarana ny Rolling Stone](https://wordpress.org/files/2023/12/rolling-
stone.png)

![Sary famantarana Time Magazine](https://wordpress.org/files/2022/08/Time-Magazine.
png)

![Sary famantarana ny NASA](https://wordpress.org/files/2023/10/NASA-1.png)

![Sary famantarana Microsoft](https://wordpress.org/files/2023/10/Microsoft.png)

![Sary famantarana TechCrunch](https://wordpress.org/files/2023/10/tech-crunch.png)

![Sary famantarana ny Harvard](https://wordpress.org/files/2023/10/Harvard.png)

[Explore the Showcase](https://wordpress.org/showcase/)

![](https://wordpress.org/files/2023/10/showcase-top-row-full.png)

![](https://wordpress.org/files/2023/10/showcase-middle-row.png)

![](https://wordpress.org/files/2023/10/showcase-bottom-row.png)

## Mifandraisa amin'ny Fianakaviambe WordPress

Behind the technology is a diverse collective of people collaborating and gathering
from around the world. We hold regular events with opportunities to learn more about
WordPress and the latest tech trends, connect with fellow industry experts, and 
foster your professional growth.

Ny toetsaina open source, sy ny fahalalahana hanorina sy hizara tsy misy sakantsakana
no mampiray antsika. Tsimialonjafy.

[Jereo izay hetsika akaiky anao](https://events.wordpress.org/)

![Sary mainty sy fotsy ahitana mpanatrika hetsika WordPress.](https://wordpress.
org/files/2024/04/photo-community-1.png)

## **Manorena ho anao, fa tsy ianao irery**

Na mpandraharaha ianao, na developpeur matihanina, na blogueur vao misandratra, 
dia misy foana fitaovana sahaza anao sy afaka hianaranao. Eo koa ny Fianakaviambe
WordPress afaka hanampy anao.

[Hianaro ato ny fampiasana WordPress](https://learn.wordpress.org/)

[Andramo avy hatrany ny WordPress](https://wordpress.org/playground/)

[Hikaroka tahirin-kevitra](https://wordpress.org/documentation/)

[Hitrandraka ny kaody](https://developer.wordpress.org)

## Vaovao farany momba ny WordPress

[Vaovao fanampiny](https://wordpress.org/news/)

 * [🔧 WordPress 6.8.1 Fanavaozana Fikarakarana (Maintenance Release)](https://mg.wordpress.org/2025/04/30/%f0%9f%94%a7-wordpress-6-8-1-fanavaozana-fikarakarana-maintenance-release/)
 * [Malagasy](https://mg.wordpress.org/category/malagasy/) · 30 Aprily 2025
 * [Indro ny Wapuu (mascotte) an'ny WordPress Malagasy 🥰](https://mg.wordpress.org/2025/04/17/wapuu-malagasy/)
 * [Malagasy](https://mg.wordpress.org/category/malagasy/) · 17 Aprily 2025
 * [WordPress 6.8 Release Candidate 3](https://mg.wordpress.org/2025/04/08/wordpress-6-8-release-candidate-3/)
 * [Famoahana](https://mg.wordpress.org/category/famoahana/) · 08 Aprily 2025

## 󠀁[Ndao hiroso](https://mg.wordpress.org/download/?output_format=md)󠁿

Trandraho avokoa izay ilainao, sintomy ny WordPress, misafidiana mpampiantrano, 
na hafa koa — na tranonkalanao voalohany io na efa faha-90.